CAN 2019 : ny Aigles de Carthage no hifanandrina amin’ny Barea

0

Ny  » Aigles de Carthage »-n’ny Tunisie no hifanandrina amin’ny barea an’i Madagasikara ny Alakamisy izao eo amin’ny dingan’ny ampahefa-dalana amin’ny Can 2019. Mafy ny mpifanandrina saingy azo resena tsara raha ny fahitan’ny teknisianin’ny baolina kitra.