Accueil Société Carion : tsy eken’ny mponina ny fitrandrahana vato hataon’ny sinoa

Carion : tsy eken’ny mponina ny fitrandrahana vato hataon’ny sinoa

0
Carion : tsy eken’ny mponina ny fitrandrahana vato hataon’ny sinoa

Tsy eken’ny mponina ny fitrandrahana vato hataon’ny Sinoa ao amin’ny Kaominina Carion sy Alarobia Ambatomanga. Ilay orinasa izay efa nanototra tanimbary sy nanimba tanimbolin’olona maro tsy nisy fierana sy fangatahana alalana akory.