Accueil Société CEG Analamahitsy : mitaky fanadihadiana lalina sy fandraisana fepetra ny Tale

CEG Analamahitsy : mitaky fanadihadiana lalina sy fandraisana fepetra ny Tale

0
CEG Analamahitsy : mitaky fanadihadiana lalina sy fandraisana fepetra ny Tale

Mitaky ny hanokafan’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena fanadihadiana lalina momba ny raharaha CEG Analamahitsy ny mpampianatra. Ankoatra ny famarotana antsokosoko ny tanin’ny sekoly, tsy araka ny fifanarahana ny CEG vaovao namindrana azy ireo hoy ny fanazavana. Nijery ny zava-nisy teny an-toerana ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici