CENI – CONFRONTATION PV : vitsy ny kandidà nandefa solontena

0

Nanatanteraka confrontatation tamin’ireo vokam-pifidianana voarainy ny Ceni io hariva io teny Alarobia, taorian’ny tsikera maro avy amin’ireo kandidà. Vitsy anefa ireo kandidà nandefa solon-tena nanatrika izany.