Accueil Politique CENI : Hanolotra daty hanatanterahana ny fifidianana aorian’ny 13 jiona.

CENI : Hanolotra daty hanatanterahana ny fifidianana aorian’ny 13 jiona.

0
CENI : Hanolotra daty hanatanterahana ny fifidianana aorian’ny 13 jiona.

Hanolotra daty mazava hahafahana manatanteraka ny fifidianana ny CENI aorian’ny faha 13 jiona ho avy izao, raha tsy misy fifanarahana Politika. Na izany aza, tsy tokony hiala amin’ny voasoratra ao anaty lalam-panorenana isika raha ny fanazavana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici