Accueil Politique CENI : namoaka torolalana mandritra ny fifidianana ho Loholon’i Madagasikara

CENI : namoaka torolalana mandritra ny fifidianana ho Loholon’i Madagasikara

0
CENI : namoaka torolalana mandritra ny fifidianana ho Loholon’i Madagasikara

Namoaka torolalana ho an’ny fizotry ny fandatsaham-bato amin’ny fifidianana Loholon’i Madagasikara ny 11 Desambra ho avy izao ny eo anivon’ny CENI. Anton’izany ny hitazonana sy hanamafisana hatrany ny tsiambaratelon’ny latsabato hataon’ny mpifidy tsirairay avy araka ny voalazan’ny lalàna fehizoro, mikasika ny fitondrana ankapobeny ny Fifidianana sy ny fitsapankevi-bahoaka.