CENI : nanamafy ny fangaraharana tamin’ny fifidianana filohampirenena

0

Nanamafy ny teo anivon’ny CENI nandritra ny valandresaka hoan’ny mpanao gazety androany fa nangarahara ny fifidianana filohampirenena. Nambaran’izy ireo fa fandotona ankitsirano ny fanelezana tsaho mahakasika ny hala-bato sy ny mety ho fisian’ny hosoka.