Ceni – OSC : tokony hamoraina ny fanamboarana kara-panondrom-pirenena

0

Efa vita ny fanolorana ireo fitaovana sy fiara nampiasain’ny CENIT ny CENI, hoy ny tomponandraikitra eo anivon’ny CENI. Nambarany ihany koa fa mahaleo-tena ny CENI na eo aza ny fanatrehana ireo lanonam-panjakana isan-karazany. Tokony hamoraina kosa ny fahazoana kara-panondrom-pirenena, hoy ny KMF/CNOE.