Accueil Politique CENI : tontosa androany ny fianihanan’ireo mpikambana vaovao

CENI : tontosa androany ny fianihanan’ireo mpikambana vaovao

0
CENI : tontosa androany ny fianihanan’ireo mpikambana vaovao

Tontosa androany tetsy amin’ny Fitsarana Tampony Anosy, ny fihanihanan’izy 9 mirahalahy mpikambana vaovao mandrafitra ny Vaomiera Mahaleotena misahana ny Fifidianana CENI. Amperinasa manomboka androany araka izany ireto mpikambana vaovao ireto izay hanarina ny lesoka efa nisy ary hanatsara ny fizotran’ny fifidianana ho avy eo. Hiasa mandritra ny 6 taona tsy azo avaozina ihany koa izy ireo araka ny lalàna.