CENI : tsy mbola namoaka tetiandrom-pifidianana

0

Raha toa ka nilaza ho vonona amin’ny fanantanterahana ny fifidianana ny CENI, tsy mbola namoaka ny tetiandrom-pifidianana indray izy ireo androany. Miandry ny fihaonana amin’ny governemanta vaovao indray raha ny fanazavana nomen’ny CENI omaly.