CENI : vonona hanao fifidianana anatin’ny 2 volana

0

Vonona hanao fifidianana ao anatin’ny fotoana fohy ny CENi raha izay no safidin’ny besinimaro hoy ny eo anivon’ny CENI. Mbola manankery ny lalàna nanaovana fifidianana teo aloha, ary mbola azo ampiasaina amin’ny fifidianana manaraka raha toa ka tsy mbola vonona ilay lalàm-pifidianana mampisy olana ankehitriny raha ny voalaza hatrany.