Claudine Razaiamamonjy :  Tsy mbola nisy fangatahana fahafahana vonjimaika voarain’ny chaîne pénale

0

Nanatanteraka fitsirihana tsy ara-potoana ny substitut an’ny tonia mpampanoa lalàna ny maraina teo raha nisy nahita nandehandeha tamin’ny alina ny fiaran’i Claudine Razaimamonjy narahana ambulance. Hatramin’ny Alatsinainy alina, nahita sakana ireo substitut ireo teo am-panatanterahana ny asany.