Code de la communication : ho jerena isaky ny toko sy andininy

0

Hohatsaraina ny lalàna mifehy ny fifandraisana sy ny serasera na ny Code de la Communication izay niadian’ny mpanao gazety hatrizay. Homena endrika vaovao ihany koa ORTM na ny haino aman-jerim-panjakana hoy ny Sekretera jeneraly eo anivon’ny ministeran’ny fifandraisana sy ny serasera ary ny kolontsaina androany.