Accueil Politique Coliseum : maro amin’ireo ben’ny tanàna nasaina no tsy hamaly ny antso.

Coliseum : maro amin’ireo ben’ny tanàna nasaina no tsy hamaly ny antso.

0
Coliseum : maro amin’ireo ben’ny tanàna nasaina no tsy hamaly ny antso.

Maro amin’ireo ben’ny tanàna nantsoin’ny fitondrana HVM hanatevin-daharana eny amin’ny coliseum ny sabotsy ho avy izao no tsy hamaly ny antso noho ny antony maro samihafa. Fandaniam-potoana izany hoy izy ireo ary fandaniam-bola tokony hanatsarana ny fiainam-bahoaka.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici