COP 18 CITES : nahomby ny dian’ireo delegasiona Malagasy

0

Nahomby ny dian’ireo delegasiona Malagasy niady ny hahafahantsika mampiasa ireo tahirina hazo sarobidy. Vonona ny CITES hanome tantsoroka antsika amin’ny fanatanterahana ny Paikady hapetraka.