Accueil Société Coronavirus : 10 hatramin’ny 15 isa sisa ireo mpianatra zandary mitondra izany ao Ambositra

Coronavirus : 10 hatramin’ny 15 isa sisa ireo mpianatra zandary mitondra izany ao Ambositra

0
Coronavirus : 10 hatramin’ny 15 isa sisa ireo mpianatra zandary mitondra izany ao Ambositra

Miisa 10 hatramin’ny 15 isa ankehitriny ireo mpianatra ho zandary mitondra ny tsimokaretina Coronavirus raha toa ka manodidina ny 263 izany teo aloha. Ny fandraisana an-tanana ireo mpianatra marary tao anatin’ny fotoana aingana eo ihany koa ny fiaraha-mihentan’ny teo anivon’ny zandarimariam-pirenena no nahafana nitsabo ireo mpianatra sitrana ireo.