Accueil Société Coronavirus : olona maherin’ny 1 700 no voasazy ny herinandro teo

Coronavirus : olona maherin’ny 1 700 no voasazy ny herinandro teo

0
Coronavirus : olona maherin’ny 1 700 no voasazy ny herinandro teo

Na tsy mitsaha-mitombo aza ny olona mitondra ny tsimokaretina Coronavirus eto amin’ny Faritra Analamanga, maro amin’ny olomp-irenena no tsy manaja ireo fepetra ara-pahasalamana. Ny herinandro teo, olona maherin’ny 1 700 no nanao asa ho an’ny tombotson’ny daholobe.