Cour des Comptes – Ambohidahy : nanatitra ny Kaontiny ny kandida Andry RAJOELINA

0

Nanatitra ny Kaontiny nandritra ny fifidianana farany teo, teny amin’ny Cour des Comptes Ambohidahy, ny solotenan’ny Kandida Andry RAJOELINA izay lany ho filoham-pirenena. Tsy misy ny sazy voafaritry ny lalàna ho an’izay tsy manatanteraka izany raha ny fanazavana, saingy entanina hatrany ireo izay tsy nanatanteraka izany hamita ny adidiny.