Accueil Société Covid-19 : ny fanjakana no mitsinjara ireo fanampiana voaray eny amin’ny BNGRC

Covid-19 : ny fanjakana no mitsinjara ireo fanampiana voaray eny amin’ny BNGRC

0
Covid-19 : ny fanjakana no mitsinjara ireo fanampiana voaray eny amin’ny BNGRC

Mandray  antsoratra ny fanampiana fotsiny ihany ny  eo anivon’ny BNGRC fa ny fanjakana no nitsinjara ireo fanampiana voaray raha ny fanazavana. Lamina izany napetraka hanamorana ny fitsinjarana ireo fitaovana voaray raha ny tatitra. Azon’ny fanjakana atao ihany koa ankilany ny manao antso avo eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena amin’ny mety tsy fahampiahan’ny fanafody eto Madagasikara.