Accueil Société Covid-19 : voafonja 41 ao amin’ny fonjan’I Toamasina no voa

Covid-19 : voafonja 41 ao amin’ny fonjan’I Toamasina no voa

0
Covid-19 : voafonja 41 ao amin’ny fonjan’I Toamasina no voa

Voafonja 41 amin’ireo 179 natoka-monina ao amin’ny fonjan’i Toamasina no fantatra amin’izao fa mitondra ny tsimokaretina Covid-19 raha ny fanazavan’ny tale jeneraly misahana ny fandrindrana ny fonja androany. Feno avokoa ireo toerana sy toeram-pitsaboana natokana andraisana ny mararin’ny Covid-19 any an-toerana. Vokany, ao amin’ny fonja ihany no hatoka-monina ireo voafonja ireo.