CRAAD-OI : mitaky ny hamoahana ireo olona 9 voatazona am-ponja

0

Takianay ny hamoahana tsy misy hatak’andro ireo olona 9 voatazona am-ponja nohon’ny raharaha mikasika ny tetikasa base toliara hoy ny fiarahamonim-pirenena CRAAD-OI. Araka izany manentana ny olompirenena hifanome tanana amin’ny alalàn’ny fanangonan-tsonia izy ireo.