Accueil Politique CRAAD-OI : nandefa taratasy misokatra ho an’ny Filohan’ny Repoblika

CRAAD-OI : nandefa taratasy misokatra ho an’ny Filohan’ny Repoblika

0
CRAAD-OI : nandefa taratasy misokatra ho an’ny Filohan’ny Repoblika

Nandefa taratasy misokatra ho an’ny Filohan’ny Repoblika, mikasika ny raharaha Nosy Mitsio ny CRAAD-OI. Fanontaniana hapetrak’izy ireo ny hoe amidy sa hampanofaina ity Nosy ity. Taorian’ny faharenesana fa misy ny fampanofana izany mandritry ny 99 taona no anton’ny ahiahy.