Accueil Société CTC-19 Soamandrakizay : mandray ireo mararin’ny Covid-19 nanomboka androany

CTC-19 Soamandrakizay : mandray ireo mararin’ny Covid-19 nanomboka androany

0
CTC-19 Soamandrakizay : mandray ireo mararin’ny Covid-19  nanomboka androany

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy androany ary manomboka mandray ireo mararin’ny valan’aretina covid-19 ny Centre de Traitement covid-19 etsy Soamandrakizay. Miisa 136 ireo marary ho raisana an-tanana eo anivon’ity CTC ity. Nanamafy ny filoham-pirenena nandritra izany fa hampitomboana ny isan’ireo toerana handray ireo mararin’ny covid-19 eto Andrenivohitra manoloana ny fiakaran’ny isan’ireo tranga vaovao.