CUA : polisy mosipaly miisa 100 no ho raisina amin’ity taona ity

0

CUA : polisy mosipaly miisa 100 no ho raisina amin’ity taona ity 

Polisy monisipaly miisa 100 no fantatra fa ho raisin’ny eo anivon’ny kaominina an’Antananarivo renivohitra amin’ity taona ity ho fanatevenan-daharana ireo polisy monispaly misy ankehitriny. Natao izany ho fandrindrana sy fanamafisana ny fitandrona ny filaminana eny anivon’ny fiarahamonina.