Accueil Politique CUA-SAMVA : iray ihany, samy tsy mandray andraikitra

CUA-SAMVA : iray ihany, samy tsy mandray andraikitra

0
CUA-SAMVA : iray ihany, samy tsy mandray andraikitra

Ny ben’ny tanàna amperinasa no filohan’ny filakevim-pitantan’ny samva. Ny samva izay miandraikitra ny fanalana ny fako eto Antananarivo renivohitra. Fanadiovan-tena sy fialana andraikitra araka izany no ataon’ny ben’ny tanàna, sy ny eo anivon’ny samva izay samy avy amin’ny antoko politika iray.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici