Datim-pifidianana Filohampirenena 2018 : mbola tsy nampahafantarina mazava

0

Herintaona sy telo volana mialoha ny tokony hanaovana fifidianana Filohampirenena, mbola manjavozavo ny teti-andro hanatontosana izany. Andraikitry ny governemanta tanteraka ny fampahafantarana izany raha ny lalàna, hoy ny avy ao amin’ny CENI.