Demokrasia: Voasakantsakana ny fanehoan-kevitra eto Madagasikara

0

Endrika maro no isehoan’ny tsy fahafahana maneho hevitra eto Madagasikara raha voalazan’ny mpanao politika iray. Porofon’izany ny tsy fanomezana alalana ireo mikasa hanao fihetsiketsehana na fankalazana samihafa eto an-drenivohitra. Manameloka izany ny SEFAFI tao anatin’ny fanambarana navoakany.