DFP : hametraka fitoriana amin’ny mpiasam-panjakana tratra nanao fampielezan-kevitra

0

Amin’izao fotoanan’ny fampielezankevitra izao. Isan’ireo manara-maso akaiky ny mpiasam-panjakana ny eo anivon’ny DFP. Izy ireo izay hametraka fitoriana hoan’ny mpiasam-panjakana izay tratra tamin’ny fampielezankevitra.