Distrikan’I Tsaratanàna : ahiana ny firongatry ny asa fakàna an-keriny

0

Raha mitohy ny tsy fandraisana andraikitra ataon’ny mpitondra fanjakana, ahiana hitohy ary tsy ho voafehy intsony ny firongatry ny fakana an-keriny any distrikan’I Tsaratanàna hoy ny solombavambahoaka avy any an-toerana. Ity farany izay nanamafy fa tsy marina akory ny feo mandeha manoloana ny tsy fanehoan-kevitra avy aminy momba ny toe-draharaha any an-toerana. Fanadihadihana.