EDITO

0

Tao anatin’ny 4 taona, bokan’ny trosa ny firenena. Ankoatr’izay, atao varo-boba ny harem-pirenena, ny orinasam-panjakana ezahina amidy ohatra amin’izany ny JIRAMA ny Air Madagascar. Dradraina hanapepohana vahoaka ny hoe : « itokisan’ny fianakaviambe iraisampirenena ». Fa ny fiainam-bahoaka anefa mikoroso fahana andro aman’alina.