Edito du 10 août

0

Saika ahitana fanamboaran-dalana avokoa amin’izao fotoana izao ny Faritra maro manerana ny Nosy. Manana tanjona ny hampivoatra sy hampandroso ny fitondrana matoa manao izany ezaka izany. Mahatsapa izany ve ny rehetra ? Io no fanontanian’ny mpanara-baovao maro mahita ny tsy firaharahian’ny ambaratongam-pahefana sasany.