Accueil Politique EDITORIAL

EDITORIAL

0
EDITORIAL

Niverina matetika tato ho ato ny momba ny fifidianana filoham-pirenena manaraka. Ao ny milaza fa tokony atao mialohan’ny fotoana, ao ny manambara fa atao amin’ny 2018, ao kosa ny manohana fa tsy tokony hisy fihemorana. Lasa tanjona ny fifidianana filoham-pirenena fa tsy ny fampandrosoana ny firenena sy ny ananan’ny vahoaka Malagasy fiainana tsara kokoa.

 

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici