EDITORIAL

0

Mbola miaro ny efa tsy azo arovana intsony ny mpitondra manoloana ny raharaha Claudine Razaimamonjy sy Riana Andriamandavy. Manginy fotsiny ny filazana fa tany tan-dalàna i Madagasikara. Ary ny laharam-pahamehana ho an’ny vahoaka malagasy tsy misy tanteraka. Tsy misy azo antenaina avy amin’ity fitondrana ity intsony.