Eid Al-Fitr : nisy ny fiarahana misakafo

0

Taorian’ny fotoam-pivavahana ny maraina, nitohy tamin’ny fiaraha-misakafo ny fety, nentin’ny mpino silamo nanamarihana ny andro androany. Samy nanomana ny azy nizy ireo, isan’izany ireto tanora mivondrona amin’ny finoana silamo nanaovana fanadihadiana ireto. Fanadihadiana.