Enduro Sherco : tontosa androany teny Ankadinandriana Atsinanana

0

Maresaka ara-panatanjahantena, tontosa tamin’ity androany ity teny amin’ny kaominina Ankadinandriana Antsinanana ny 1ere manche ny fiadiana izay ho tompondakan’i Madagasikara taona 2019. Afa-po na ny mpandray anjara sy ny mpikarakara.