Accueil Société Entona fandrehitra : samihafa ny vidiny eny amin’ny mpaninjara

Entona fandrehitra : samihafa ny vidiny eny amin’ny mpaninjara

0
Entona fandrehitra : samihafa ny vidiny eny amin’ny mpaninjara

Tsy mitovy ny vidin’ny entona fandrehitra eny amin’ny mpaninjara amin’izao fotoana izao. Raha toa ka saika nidina nanomboka ny 18 oktobra teo ny vidin’izay amin’ny antsinjarany sy ny 4 kg, ho an’ireo mivarotra amin’ny cacheté, voatazona hatrany ny fiakaran’ny vidiny nanomboka ny 1 oktobra 2021.