EPIPHANIE : marihina amin’ny fizarana ny « galette des rois »

0

Efa maro amin’ireo mpino kirisitianina malagasy no mifampizara ny galette des rois mandritrany fankalazana ny epiphanie raha ny fanazavan’ireo mpanao mofo mamy. Ankalazaina ny alahady voalohan’ny volana janoary taoran’ny naterhan’ny mpamonjy ny Epiphanie. Ny épiphanie no andro nitsidihan’ny ireo majy 3 ilay messia taorian’ny naterahany.