Accueil Société EPS Bacc : miisa 05 ireo mitondra vohoka nanomboka tamin’ny talata 07 jona

EPS Bacc : miisa 05 ireo mitondra vohoka nanomboka tamin’ny talata 07 jona

0
EPS Bacc : miisa 05 ireo mitondra vohoka nanomboka tamin’ny talata 07 jona

Miisa 05 ireo zatovovavy nitondra vohoka tao anatin’izay telo andro nanombohan’ny adina ara-panatanjahan-tena bacc tetsy amin’ny kianja an’Alarobia izay. Ny roa tamin’ireo 05 vavy no nanafina izany fitondrana vohoka izany ka tao anatin’ny fizaham-pasalamana no nafantarana ny toe-batana. Raha ny fanadihadiana, vokatrin’ny tsy fanaovana fanazarantena no antony mahatonga ireo mpiadina ho torana izay tranga mateti-piseho mandritra ny adina ara-panatanjahantena.