ERNAIVO Fanirisoa : naaton’ny ministeran’ny Fitsarana

0

Naato amin’ny asany, amin’ny maha mpitsara azy ny kandidà ERNAIVO Fanirisoa raha ny fanambarana navokan’ny eo anivon’ny fitsarana. Tetsy ankilany namoka fanambarana ihany koa ny eo anivon’ny polisim-pirenena ary manameloka taorian’ny fanambarana nataon’ity kandidà ity.