Etienne AV7

0

Etienne AV7
Navotsotry ny mpaka an-keriny i Etienne Andriamahefarisoa, filohan’ny AV7 no sady filohan’ny fikambanana manohana an’i Andry Rajoelina. Mitatara ny zava-niseho ny tenany ato anatin’ity fanampim-panazavana entiny ity.