Accueil Economie Euro sy Dolara : mifanakaiky ny lanjany raha oharina amin’ny Ariary

Euro sy Dolara : mifanakaiky ny lanjany raha oharina amin’ny Ariary

0
Euro sy Dolara : mifanakaiky ny lanjany raha oharina amin’ny Ariary

Tsy mitsaha-midina ny lanjan’ny Euro raha oharina amin’ny Ariary amin’izao fotoana izao. Araka ny tatitry ny banky foiben’i Madagasikara, manakaiky hitovy amin’ny lanjan’ny Dolara raha oharina amin’ny Ariary ny Euro oharina amin’ny Ariary ankehitriny. Izany hoe, androany, 4 090 Ar ny 1 dolara ary 4 095 Ar eo ny 1 Euro.