Accueil Politique Factuel QG

Factuel QG

0
Factuel QG

Tamin’ity androany ity, nisy ny fihaonana mangingina nataon’ireo mpikambana eo anivon’ny antoko HVM tetsy amin’ny QG Andraharo, izay nahitana ireo minisitra amperinasa, ny tompon’andraikitra ambony sy ireo ben’ny Tanàna. Niharan’ny teritery sy sakantsakana ary notazomina tao anatin’ny foiben-toerana ity moa ireo mpanao gazety teto amin’ny kolotv rehefa nanatanteraka ny asany teny an-toerana tamin’io fotoana io.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici