Fafah Mahaleo : notoloran’ny fitondram-panjakana mari-boninahitra

0

Notoloran’ny fitondram-panjakana mari-boninahitra grand officier de l’ordre national i Rajaonarison Famantanantsoa na Fafa Mahaleo androany nandritra ny fanaovam-beloma farany azy tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Vahoaka maro no tonga teny an-toerana notronin’ireo olo manankaja maro.