Fahatongavan’ny Papa François eto Madagasikara : hiara-hientana ny rehetra

0

Manentana ny rehetra hiara-hientana hanaja ny fahadiovana mialoha sy mandritra ary aorian’ny fandalovan’ny Papa François eto Madagasikara ny tomponandraikitra eo anivon’ny kaominina Ivato. Anatin’izay ny fanajana ny fahadiovana sy ny filaminana mandritra ny fitsenana azy.