Accueil Société Fahefana fahaefatra : Rombahana fa tsy omena

Fahefana fahaefatra : Rombahana fa tsy omena

0
Fahefana fahaefatra : Rombahana fa tsy omena

Mila rombahana ny maha fahefana fahaefatra ny asa fanaovan-gazety fa tsy omem-potsiny. Izay no nivohitra tamin’ny famelabelaran-kevitra izay notontosaina teny amin’ny IEP Ampandrana, nandritra ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici