Accueil Politique Famatsiam-bolan’ny fiainana ara-politika : entanina ireo olom-boafidy hanao ny tatitra

Famatsiam-bolan’ny fiainana ara-politika : entanina ireo olom-boafidy hanao ny tatitra

0
Famatsiam-bolan’ny fiainana ara-politika : entanina ireo olom-boafidy hanao ny tatitra

Entanina hatrany ireo olom-boafidy tsirairay avy hanao ny tatitra mahakasika ny fandaniana natoan’izy ireo nandritra ny fifidianana. Tsy misy fanasaziana apetraky ny lalàna ho an’ireo izay tsy mahatanteraka izany saingy zava-dehibe izany amin’ny maha tany tan-dalàna sy tany Demokratika an’i Madagasikara.