Accueil Société Famatsian-drano – Antananarivo sy ny manodidina : nanomboka androany ny fametrahana siniben-drano

Famatsian-drano – Antananarivo sy ny manodidina : nanomboka androany ny fametrahana siniben-drano

0
Famatsian-drano – Antananarivo sy ny manodidina : nanomboka androany ny fametrahana siniben-drano

Nanomboka androany ny fametrahana ireo siniben-drano mahazaka rano hatramin’ny 1 alina litatra amin’ireo fokontany 46 eto Antananarivo sy ny manodidina. Raha vahaolana vonjimaika ihany izany, hanomboka rahampitso ihany koa ny fanaovana ny « ETUDE GEOPHYSIQUE » mialohan’ny hanaovana ny « forage ».

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici