Famatsiana solika : tsy misy hatahorana raha ny fanazavana

0

Nananamafy ny minisitra tompon’andrikitra nandritra ny valandresaka nifanaovana tamin’ny mpanao gazety androany fa ampy ary tsy misy atahorana ny famatsiana solika eto amintsika. Hisy ihany koa ny fepetra horaisina ho an’ireo izay minia manely tsaho sy mitarika fanakorontanana.