Fambolen-kazo : « drones de largage » miisa 05 no nosantarina omaly

0

Nosantarina omaly tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Boanamary, Mahajanga ireo « drones de largage » miisa 5 natao hoan’ny fambolen-kazo. Nandritry ny 10 volana no niasa sy namolavola ireo « drones » ireo ny tanora teknisiana manam-pahaizana amin’izany.