Accueil Société Famindrana mpivarotra – Ambatondrazaka : misy ny toerana hamindrana azy ireo

Famindrana mpivarotra – Ambatondrazaka : misy ny toerana hamindrana azy ireo

0
Famindrana mpivarotra – Ambatondrazaka : misy ny toerana hamindrana azy ireo

Ho esorina ny mpivarotra manao fanorenana tsy ara-dalana manoloana ny biraon’ny fitaleavam-paritry ny asa vaventy sy ny fanajariana ny tany ao Ambatondrazaka. Efa misy ny toerana hamindrana azy ireo raha ny fanazavana. Nisy androany ny fihaonana teo amin’ny kaominina Ambatondrazaka sy ireo mpivarotra.